Kishore Kumar Hits

Brasilian Tropical Orchestra - Pra Tânia şarkı sözleri

Sanatçı: Brasilian Tropical Orchestra

albüm: The Bossa Nova Escape


Nisy Nanotany aho hoe iza i Tania
Tsy aiko wa fa any ho any ah Fa aza manotany ah
Za nga mbola Tany ah No ahalalan'zany ah
Sady izy hono tsy tia bandy kely fa azafady ah
Ny azy hono ny tiany le somary le efa lehibebe
Fa toa any am ireny hono ny Vola e
Tsy mba Tiany hono hoe na dia hoe bogosy be Kanefa ny any ampaosiny any sola e
Tania, raha mba zakako ianao zao dia Faly ah
Bika sy endrika Toetranao Tsara fanahy Ny Famindranao Kanto ny magneva anao Za
Kanefa mo indrisy enao d tsy ana
Nefa TANIA raha mba miantso ianao zao Tamy ah
Miarakam'ndri Tsapako Mamy ah
Sanatria raha Mianiany ah
Mba valio moa za Tania (Any mo eh)
Mba valio mo za Tania (Any mo oh)
Voadonanao nge ny foko
Kanefa tsaroko Tampoka fa ianao efa anolokafa any fa tsy aoako
Ny ataoko iany ny ataoko
Tsy koi za na voroka
Fa Ny amon'tena iany aloha ry Tania ny tsy ataoko
Faaaa iezaka ah ny mba anao mety mety
Otran reny mankaja amonjy fety eeee
Tania, raha mba zakako ianao zao dia Faly ah
Bika sy endrika Toetranao Tsara fanahy
Ny Famindranao Kanto ny magneva anao Za
Kanefa mo indrisy enao d tsy ana
TANIA raha mba miantso ianao zao Tamy ah
Miarakam'ndri Tsapako Mamy ah
Sanatria raha Mianiany ah
Mba valio moa za Tania (Any mo eh)
Mba valio mo za Tania (Any mo oh)
Aiza eh, Rak Roots ah fa iza lty lay Tania?
Sipa hitako Tany ah Taiza lty?
Taiz mo fa teto ambony Tany ah
Kozy ve? D tena ho any marina ve ela raha miantso izy? Otran tsy marina anh,
Tsss tsy mety lessy ah
Tania, Na dia iantso ianao tsy ho any ah
Aiko hoe ny fitiavatsika ho mamy ah
Reny juste haniany ah

Поcмотреть все песни артиста

Sanatçının diğer albümleri

Benzer Sanatçılar