Kishore Kumar Hits

Skaiz - Tsy avelako ho nofy şarkı sözleri

Sanatçı: Skaiz

albüm: Tsy avelako ho nofy


Ekeko hoe tsy fanambitambazana
Tsy fanerena koa ilay fitiavana
Fa mba marary ihany raha hoe
Fandavana Ny valinteny omenao ahy raha hàvana
Za efa mba manantena ihany
Hoe indray andro any hahazo teny mamy
Ny faniriako ho tanteraka ihany
Ilay hitoetra eo anilanao izany
Izaho tsy hiala maina) ×2 Izaho tsy hiala maina oa fa hifikirako Ô (
Ilay fonao vohaina) ×2 (
Ilay fonao vohaina oa fa mba hidirako Ô)×2
Izaho tsy hiala maina) ×2 Izaho tsy hiala maina oa fa hifikirako Ô
(Ilay fonao vohaina) ×2
(Ilay fonao vohaina oa fa mba hidirako Ô)×2
Ra mba mety anie, avia ianao mba hiangaviako
Hanantanteraka any izay mba faniriako Raha tafalatsaka aminao aza
Tsy fananiako
Efa miezaka nandà za fa voamaika tiako
Tsy avelako ho nofy) ×2 Tsy avelako ho nofy E
(Tsy avelako ho nofy) ×2 Tsy avelako ho nofy E...
Ny amintsika roa E (oay×3 oay×4)(×2)
Tsy vitako ny hanome ny lanitra
Hoe ho anao io satria izaho tsy Andriamanitra
Izay eo ihany fa aza mba mitady sarotra
Any amin'ny zavatra hafa miady varotra Atreto aloha ny
Foko izao no omeko Ô Satria izay aloha no takatro atreto Ô
Izay mombamombanao rehetra hekeko Ô
Mba valio moa fa aza avela hisento Ô
(Izaho tsy hiala maina) ×2 Izaho tsy hiala maina oa fa hifikirako Ô
(Ilay fonao vohaina) ×2
(Ilay fonao vohaina oa fa mba hidirako Ô)×2
(Izaho tsy hiala maina) ×2 Izaho tsy hiala maina oa fa hifikirako Ô
(Ilay fonao vohaina) ×2
(Ilay fonao vohaina oa fa mba hidirako Ô)×2
Raha mba mety anie,
Avia ianao mba hiangaviako Hanantanteraka any izay
Mba faniriako Raha tafalatsaka aminao aza tsy fananiako
Efa miezaka nandaha za fa voamaika tiako
(Tsy avelako ho nofy) ×2 Tsy avelako ho nofy E (
Tsy avelako ho nofy) ×2 Tsy avelako ho nofy E...
Ny amintsika roa E (oay ×3 oay ×4) Ny amintsika roa E...

Поcмотреть все песни артиста

Sanatçının diğer albümleri

Benzer Sanatçılar