Any ianao zay Malala asa ra mba mahatsiaro ahy Fa ilay foko ato adala mila ho very fanahy Manembona anao lava oa za toy ny Zaza very Manao tranon'ny kamboty milalao vovoka irery Tsy ampy ilay tananao roa amihina mafy Tsy ampy ilay vatanao iny anome hafanana Tsy ampy ilay molotrao tiko anoroka mamy Any aminao no misy ilay fitia tsy ho lany Aiza ary ianao ry tiko fa za zany efa ngoma Efa tena tsy andriko mihitsy ilay fotoana Aiza ary ianao vadiko fa za zany efa ngoma Eo mba ny faniriko eo anilanao eo foana Any ianao zay Malala ny embona anao tsy mety misava Tsy mba misy itarainana fa miady irery eto Banga loatra anao ny fiainana lasa embona sy sento Tsy ampy ilay tananao roa amihina mafy Tsy ampy ilay vatanao iny anome hafanana Tsy ampy ilay molotrao tiko anoroka mamy Any aminao no misy ilay fitia tsy ho lany Aiza ary ianao ry tiko fa za zany efa ngoma Efa tena tsy andriko mihitsy ilay fotoana Aiza ary ianao vadiko fa za zany efa ngoma Eo mba ny faniriko eo anilanao eo foana Aza miahiahy ilay toeranao tsy hisy ahasolo F'efa natokako ho anao ilay foko manontolo Enao aza miahiahy ilay toeranao tsy hisy ahasolo F'efa natokako ho anao ilay foko manontolo Aiza ary ianao ry tiko fa za zany efa ngoma Efa tena tsy andriko mihitsy ilay fotoana Aiza ary ianao vadiko fa za zany efa ngoma Eo mba ny faniriko eo anilanao eo foana