Kishore Kumar Hits

Skaiz - Misaotra Misy - Original şarkı sözleri

Sanatçı: Skaiz

albüm: Misaotra Misy (Original)


Rehefa eo anilanao
Izaho toy ny zazakely
Madiditra fa rehefa eo
Ianao malemy
Ireo adalako rehetraretra
Hainao tsianjery
Tsisy azaka mihintsy raha
Tsy ianao io irery
Ilay fisinao miantraika aty
Anatiko
Mandoro ilay fitiavanao fa
Tantiko
Henika hasambarana henika
Hafaliana
Toy ny mpanjala aho
Rehefa anilanao ry tiana
Ianao no hanazava ny
Lalakô
Jambanao aho ka raiso ny
Tanakô
Raha eloka ny mitia, ianao
No anagadra an'ahy
F' efa any aminao ilay
Lakile ny gadana
Ianao no hanazava ny
Lalakô
Jambanao aho ka raiso ny
Tanakô
Raha eloka ny mitia, ianao
No anagadra an'ahy
F' efa any aminao ilay
Lakile ny gadana
Na volamena na
Diamondra
Na voaheloka aho
Na voafonja
Tsy mbola nisy
Natakalonao ahy
Misaotra anao @
Fo sy fanahy
Na volamena na
Diamondra
Na voaheloka aho
Na voafonja
Tsy mbola nisy
Natakalonao ahy
Misaotra anao @
Fo sy fanahy aaaayee
Fitia tsy mitanila fa zato
Isanjato
No nomenao ahy tsy mila
Tambiny eh!
Nampiverina nitempo ilay
Foko efa vato
Foiko ho anao manontolo
Koa tsy asiako ambiny eh!
Satria raha noana aho tsy
Navelanao mosary eh!
Raha sendra tomany aho
Nomenao mosoary eh!
Tsy mba navelanao raha
Sendra lavô
Tsy natositosikao na
Mavomavô
Ianao no hanazava ny
Lalakô
Jambanao aho ka raiso ny
Tanakô
Raha eloka ny mitia, ianao
No anagadra an'ahy
F'efa any aminao ilay
Lakile ny gadana
Ianao no hanazava ny
Lalakô
Jambanao aho ka raiso ny
Tanakô
Raha eloka ny mitia, ianao
No anagadra an'ahy
F'efa any aminao ilay
Lakile ny gadana
Na volamena
Na diamondra
Na voaheloka aho
Na voafonja
Tsy mbola nisy
Natakalonao ahy
Misaotra anao @
Fo sy fanahy
Na volamena
Na diamondra
Na voaheloka aho
Na voafonja
Tsy mbola nisy
Natakalonao ahy
Misaotra anao @
Fo sy fanahy aaaayee
Ianao no hanazava
Ny lalakô
Jambanao aho ka raiso
Ny tanakô
Raha eloka ny mitia, ianao
No anagadra an'ahy
F'efa any aminao
Ilay lakile ny gadana aaaaaa ooo aah
Ooouu ooo aaaah
Tsy mbola nisy natakalonao ahy
Misaotra anao @
FO SY FANAHY
Na volamena
Na diamondra
Na voaheloka aho
Na voafonja
Tsy mbola nisy natakalona ahy
(Tsy mbola nisy, Tsy mbola nisy)
MISAOTRA ANAO @
FO SY FANAHY AAAAYEEE

Поcмотреть все песни артиста

Sanatçının diğer albümleri

Benzer Sanatçılar