Raha tsy foinao ho ahy tanteraka e Ny aminao rehetra rehetra Ampindramo ahy vetivety foana Ny tananao, ny fonao Rehefa aoriana kely ao Raha toa ka ho reraka Ankino amiko tsisy fetra Ny fiainanao, ny fiainanao Raha tsy avela ho ahy tanteraka e Ny momba anao rehetra rehetra Ampindramo ahy vetivety foana Ny sandrinao, ny nofinao Rehefa aoriana kely ao Jereo fa hiaraka e Ny fiainako Ny fiainanao E sambatra aho sambatra aho Voafihinao voasafonao ny tanako Takariko ny lanitra raha tratrako Ianao no fiainako Na ho ela na ho aingana Ny fotoana iainako Raha tsy omenao ahy mihitsy anie Ny fiainanao rehetra rehetra Ampindramo ahy vetivety foana Ny fitiavanao ny fonao Izaho anie tsy hangalatra e Miera aho vao mandray Raha omenao, raha omenao Raha tsy avela ho ahy tanteraka e Ny mombamomba anao rehetra Ampindramo ahy vetivety foana Ny sandrinao ny nofinao Rehefa aoriana kely ao Jereo fa hiaraka e Ny fiainako Ny fiainanao E sambatra aho sambatra aho Voafihinao voasafonao ny tanako Takariko ny lanitra ra tratrako Ianao no fiainako Na ho ela na ho aingana Ny fotoana iainako (Dramo, Ampidramo) Ampidramo, Ampidramo Sambatra aho sambatra aho Voafihinao voasafonao ny tanako (Dramo, Ampidramo) Takariko ny lanitra tsy tratrako Ianao no fiainako (Ampidramo, Ampidramo) Na ho ela na ho aingana ny fotoana iainako (Ampidramo, Ampidramo) Ampidramo, Ampidramo (Ny foanao) Ampidramo, Ampidramo (Nofinao) Ampidramo, Ampidramo (sandrinao) Ampidramo, Ampidramo (vety vety foana ane) Ampidramo, Ampidramo (Ny foanao) Ampidramo, Ampidramo (Nofinao) Ampidramo, Ampidramo (Ny tananao) Ampidramo, Ampidramo Ampidramo, Ampidramo