Kishore Kumar Hits

Tsota - Mahazo Tsirony şarkı sözleri

Sanatçı: Tsota

albüm: Best Of


Aieyii ...aieyaa... aieyii.
Ny Olombelona oa samy misy maso
Fa vao ny anao no mijery anah tonga misy raha,
Ny Olombelona oa samy misy tanana
Fa vao ny anao no mikasika ahy tonga dia misy raha.
'Lay foko feno fankahalana
Mahagaga fa aminao aho tamana
Na ràrana, na adalana ...
Tsy anjaran'ny hafa no mitsara antsika roa .
Aya ya ya ya
Anah ianao fa tsy anay a!
Nefa ny mamanao mbola miahiahy
Kanefa anie le love tena mamay a .
Tena mbola mahazo tsirony e!
Na dia efa saika adinony ah' a
Hafa ihany ilay fihininy e!
Lasa maivamaivana 'lay fiainana
Tena mbola mahazo tsirony e!
Na dia efa saika adinony ah' a
Hafa ihany ilay fihininy e!
Lasa maivamaivana 'lay fiainana
NY anarako efa impiry nolotona
Teo imasonao sy ny manodidina a
Fa mino aho fa hainao na tsy mifona
Fa be ireo manao lohan'angidina
Na any ianao na any ianao ...anah
Na sarotra aza ilay fihaonana
Ny mpitsiriritra anao koa be ny havia sy havanana
Tonga dia borikeo, kôzio zareo hoe aleo mpinamana
Aya ya ya ya
Anah ianao fa tsy anay a!
Nefa ny mamanao mbola miahiahy
Kanefa anie le love tena mamay a .
Tena mbola mahazo tsirony e!
Na dia efa saika adinony ah' a
Hafa ihany ilay fihininy e!
Lasa maivamaivana 'lay fiainana
Tena mbola mahazo tsirony e!
Na dia efa saika adinony ah' a
Hafa ihany ilay fihininy e!
Lasa maivamaivana 'lay fiainana
Tena mbola mahazo tsirony e!
Na dia efa saika adinony ah' a
Hafa ihany ilay fihininy e!
Lasa maivamaivana 'lay fiainana
Tena mbola mahazo tsirony e!
Na dia efa saika adinony ah' a
Hafa ihany ilay fihininy e!
Lasa maivamaivana 'lay fiainana

Поcмотреть все песни артиста

Sanatçının diğer albümleri

HM

2021 · single

Benzer Sanatçılar