Kishore Kumar Hits

Rak Roots - Mirana şarkı sözleri

Sanatçı: Rak Roots

albüm: Mirana


Nitazatazana vao maraina
Teo an-davarangana ah
Kopakopaka mpandalo
Nitsikitsiky nirahira
Vao nandalo izy dia
Taitra a!
Ka tsy hitako tsony zay natao
Avy hatrany dia nantsoiko
Zah efa saiky hisoty
Iny fa tafidina
Vao nanantona ah dia n'rifatra izy
Nangariany ah
Fa mbola miandry namana hono izy
Dia zay no maha kizitin'azy
Fa nijanonako teo o
"Zah koa hiara hiandry aminao"
Nga tsy loza rakizy e
Ilay namany io kay TANIA!
MIRANA, MIRANA
Faly sahirana e
Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!
(OH) MIRANA, MIRANA
Faly sahirana e
Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!
Tonga de, teo ihany (uh)
Tonga de nitsoka ah, miala any
Soa fa tafavoka. (ah)
Saika hanidikizo, fa za ko mailo
Tsy manao tsony ahy,(Ah)
F'Anga tsy loza eh
Fa mbola n'sarihana ahy
Efa nosopirana ah
(Fa) Mbola nokitihany
MIRANA, MIRANA
Faly sahirana e
Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!
(OH)MIRANA, MIRANA
Faly sahirana e
Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!
Tsy avy tany misy anazy
(Ao) Ambany rihana
Fa hatraminy farany izy tsy nanaiky. (heh)
Nanahirana ahy
Tonga de, nidirany tao an-trano aho oh!
Dia ny jiro nopihany ah
Aza alaifa lavitra
Fa zah anie tsy tia anao!
(OH) MIRANA, MIRANA
Faly sahirana e
Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!
(OH) MIRANA, MIRANA
Faly sahirana e
Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!

Поcмотреть все песни артиста

Sanatçının diğer albümleri

Benzer Sanatçılar