Kishore Kumar Hits

Smaven - Ambiance malailay şarkı sözleri

Sanatçı: Smaven

albüm: Mafana


Smart sound production
Mahay raha tienao
Mahay raha tiantsika
Mahay raha tienao
Smaven
Navy koa zala
Mahay raha tienao
Navy koa zala
Mitaondra raha vaovao
Navy koa zala i mahay raha tienao
Navy ndrey ary lombolombon'ny talôha araiky ty
Efa tsy mafana mafana
Fa malailay za sur tsy digninao
Ary tsy maintsy tafandihy anao koafa maregny rao
Tsisy raha mahatanamatana satria virus efa agnatin'aigninao
Na de maro kazagna ambiance efa hitanao oh-ya!
Ty eky tsy aigninao oh-ya!
Satria ziska agnaty maso malailay
Koa lay tsy mandihy amity ôlo efa mitapy oh-ya!
Koa tsy zegny marary agnaty oh-ya!
Mety ôlo efa tsy ho ela ho foaty manafo ey!
Hmm!
Mahay raha tianao navy hampisaoma
Mboany la famillenao tahôma
Ambiance mira varatra zegny regninarô va? Regninay
Tegna le dangereux malailay
Baka ny vody malailay
Aza hitsefigny maré drako oh! Fa matinao zah
Ambiance aty maré
Oh-y! Na-na-na! Eh!
Na-na-na! Maré
Oh-y! Na-na-na! Eh!
Ambiance malailay
Oh-y! Na-na-na! Eh!
Na-na-na! Malailay
Oh-y! Na-na-na!
Eh! Tsy voatana tsy voatana koa baba eh!
Malailay eh!
Ôlo jiaby malailay eh!
Eba! Malailay eh!
Ôlo jiaby malailay eh!
Malailay eh!
Ôlo jiaby malailay eh!
Eba! Malailay eh!
Ôlo jiaby malailay iniany!
Anao koa tsy handihy mindao mody
Ye le-le! Mindao mody!
Modia koafa kamo hagnetsi-bôdy
Ye le-le! Hagnetsi-bôdy
Fa ka maro lôha tsy ilainay
Tsy ilainay
Fao le tisôma baly manjôfo malailay
Havanay havanay
Est-ce que ça va bien tout le monde
Ça va! Oui ça va!
Est-ce que ça va bien tout le monde
Ça va! Oui ça va!
Est-ce que ça va manafolahy
Ça va manafolahy
Est-ce que ça va mademoiselle
Ya, ça va!
Ambiance aty maré
Oh-y! Na-na-na! Eh!
Na-na-na! Maré
Oh-y! Na-na-na! Eh!
Ambiance malailay
Oh-y! Na-na-na! Eh!
Na-na-na! Malailay
Oh-y! Na-na-na!
Eh! Tsy voatana tsy voatana koa baba eh!
Malailay eh!
Ôlo jiaby malailay eh!
Eba! Malailay eh!
Ôlo jiaby malailay eh!
Malailay eh!
Ôlo jiaby malailay eh!
Eba! Malailay eh!
Ôlo jiaby malailay iniany!
Alamako-ouh!
Averno-ouh!
Atambaro-ouh!
Bon miatakatakaha ely lalahy jiaby.
Mba zahavantsika dosageny viavy aby reto zalah
Eh! La blanche la black
Awira!
Allé viavy jiaby magnowitry magnowitry
Mangaraka rytme-an!
Viavy magnowitry magnowitry
Moramora la doucement
Viavy magnowitry magnowitry
Mangaraka rytme-an!
Viavy magnowitry. Allo miadakadagna lentement
Ambanimbany magnowitry
Ambonimbony magnowitry eh!
Ambanimbany ouzah magnowitry
Viavy jiaby allo magnowitry eh!
Ataova amy fagnanaovagnazy magnowitry
Ataova amy fagnanaovagnazy eh! Magnowitry eh!
Hitsefa hizahavagnazy magnowitry
Lay tsy mihetsika
Amposavy
Eba! Hitsefa ah!
Eba! Vody eh!
Eba! Hitsefa ah!
Eba! Vody eh!
Eba! Hitsefa ah!
Eba! Vody eh!
Eba! Hitsefa ah!
Eba! Vody eh!
Allô samby magnano sarisary malemilemy eh!
Magnano posteur
Ambiance aty maré
Oh-y! Na-na-na! Eh!
Na-na-na! Maré
Oh-y! Na-na-na! Eh!
Ambiance malailay
Oh-y! Na-na-na! Eh!
Na-na-na! Malailay
Oh-y! Na-na-na!
Eh! Tsy voatana tsy voatana koa baba eh!
Malailay eh!
Ôlo jiaby malailay eh!
Eba! Malailay eh!
Ôlo jiaby malailay eh!
Malailay eh!
Ôlo jiaby malailay eh!
Eba! Malailay eh!
Ôlo jiaby malailay iniany!
Zanaka SAVA, soma eh!
Ninay ça va! Faritry SAVA
Malailay SAVA
Sambava Andapa Antalaha Vohémar
Tianay Gasikara, Gasikara eh!
Maminay Gasikara, Gasikara eh!
Malailay Gasikara
Fotsy Mena Maitso manan-tantara io oh!

Поcмотреть все песни артиста

Sanatçının diğer albümleri

Benzer Sanatçılar