Na dia fantatro aza fa Efa any aminao any Ity fitia nolalaina, nifampizarana Dia Indro hamafisiko indray Ho an'ny ampitso rahatrizay Hamoa izay novolena Ho koloina ny efa nekena Tsy an-tery ny ahy fa feo Sy bitsiky ny fo Hanome aina indray Hamoa ny soa taloha Havaoziko ny eny Izay notanako Ampiako ny teny Efa iny ny foko Omeko amangina Aharitra hatrany Fitia nifaliana Indraindray tomany (Tomany) Izay vita no tantara Ny ahy iriko tsy hisy fara Fa mbola hitohy Tsy hifankafohy Dia Toy ireny vao niandoha Isan'andro, isan'ora No anehoko fitia na maraina na ny hariva, eh Manina foana malahelo Te hifanila hatrany Tsy hangatsiaka irery Na hilaozan'ny afanana Havaoziko ny eny Izay notanako Anampiako ny teny Efa iny ny foko Omeko amangina Aharitra hatrany Fitia nifaliana Indraindray tomany Indraindray tomany (Indraindray tomany) (Ooh) ♪ Havaoziko ny eny Izay notanako Anampiako ny teny Efa iny ny foko Omeko amangina Aharitra hatrany Fitia nifaliana Indraindray tomany Ooh Indraindray tomany Fa izaho ho eo ihany Hotanako ny teny Ny foko efa nomeko, yeah yeah Havaoziko ny eny