Kishore Kumar Hits

Ndriana Ramamonjy - Ny fanahiko şarkı sözleri

Sanatçı: Ndriana Ramamonjy

albüm: Ny fanahiko, vol. 3


Ny fanahiko no maniry an'Andriamanitra
Fa mangetaheta anao ny fanahiko Andriamanitra ô
Raha lavitra any izy na dia mahatsiaro anao
Ranomasoko manjary hifalian'ny fahavaloko
Nahoana no mitanondrika ianao
Ry fanahy fa mitoloma anatiko ao
Manantenà an'Andriamanitra ianao
Fa mbola hidera an-tranon'i Jehovah.

Поcмотреть все песни артиста

Sanatçının diğer albümleri

Benzer Sanatçılar