Fa Kristy no antony ahavelomako Ka ny fahafatesana no ahazoako tombony Raha amin'izao fianana izao No anantenako azy dia mahatra indrindra aho Fa na dia levona aza ny nofoko sy ny foko Dia mbola vatolampy ny foko sy anjarako Anjarako mandrakizay Ianao Andriamanitro Fa mamiko ny eo anilanao