Mandeha ny fotoana Mamindra ny tongotra Ny toerana samihafa Sady ny olona koa miova Eny mitady foana Zavatra tsy ananana Isika olombelona Fa izany hono ny fiainana Mama Matokisa anao Sanatria izaho handatsa anao Dada Matokisa anao Sanatria izaho handatsa anao Aza manahy Misy dikany ny raha ataoko Na dia indraindray Be aza ny sakana eo anoloako Fa miovaova Ny fiainako marina mafy Fa miovaova Mba marina eh Fa miovaova Ny fiainako marina mafy Fa miovaova Mba marina eh When I walk too far Sometimes I forget yo Not to get lost When I go too far Sometimes I get scared yo But I've got God When life gets hard But you know I got dreams Yo I gotta stay strong And play my cards And try until I make it You gotta have faith in it, you know Mama Matokisa anao Sanatria izaho handatsa anao Dada Matokisa anao Sanatria izaho handatsa anao Aza manahy Fa misy dikany ny raha ataoko Na dia indraindray Be aza ny sakana eo anoloako Eny e Eny e Eny e Mba marina eh Eny e Eny e Eny e Mba marina eh Fa miovaova Ny fiainako marina mafy Fa miovaova Mba marina eh Fa miovaova Ny fiainako marina mafy Fa miovaova Mba marina eh Eny e Eny e Eny e Mba marina eh Eny e Eny e Eny e Mba marina eh