Lasa ianao, lasa aloha loatra Toa tsy mino ireo manodidina ahy Ny vavako nanjary moana Nofy ratsy izany hoy ny saiko Lasa tsy nanao veloma Noheverinao fa dia mba mety ve izany Ilay vaovao tampoka loatra Ny fotoana angamba no hampangina ahy Nanenina, raha nety natao Handeha tongotra aho raha mety natao Ka mandehana ah Tsara tso-drano, Tohizo ny lalanao Fa any indray izao ny ilanao Ka mandehana ah Tsara tso-drano, Tohizo ny lalanao Fa any indray izao ny ilanao Any E! Ehee! Any E! Ehee! Any E! Ehee! Fa any indray izao ny ilanao Any E! Ehee! Any E! Ehee! Any E! Ehee! Fa any indray izao ny ilanao Ity foko mitoro nanjary tsy tamana Ny alahelom-po tsy haiko fafana Fa na dia maniry mafy aza aho ny ho eo anilanao F'izay no lalana, ny fiainana Ka mandehana, tsara tso-drano Tohizo ny lalanao Fa any indray izao ny ilanao Ka mandehana eh! Tsara tso-drano, Tohizo ny lalanao Fa any indray izao ny ilanao Any E! Ehee! Any E! Ehee! Any E! Ehee! Fa any indray izao ny ilanao Any E! Ehee! Any E! Ehee! Any E! Ehee! Fa any indray izao ny ilanao