Ayo zayon
Tsy i franky ma avy ry,
Yah izy zio, alow tandeignesan'tsik iny jijy nazy io
Eh. nagnino anw ts hita? Confinement, confinement, confinement. Ayy
Zaho lagny fanahy anw tsy hitako
Tratran'ny confinement, confinement, tsoow
Nanjary nagataka tapan'sechy, tratran'ny confinement, confinement...
Mile bal' tavelam'posy, tratran'ny confinement, confinement...
Magnova rah confinement kô t'sisy havagna andafy
Western union tavela manjary tsisy pass
Confinement! miova raha hafa malagasy
Kay zaw tsisy fika, rô mazava ataow latass
Firiry laoko sira sèche araiky bôkw kiasy
Voky soa'ma'tsara bôkw zay mangala droite
Sèche lava araiky tirena a'kw bôkw atapy
Confinement manjaka, badman tss pass...
Ayy. Sa karakory franky... Bizina'tsika alow ts takatr'virus
Moindre ts'sy pass fa am'gazety
Recette ts voavanga am'lay chèque
Kopy elah!! DJ zayon
Listen to me
Me araiky mafy am'DJ nb (paw)
Ooeh. Nagnino anw ts hita confinement, confinement, confinement
Zaho lagny fanahy anw tsy hitako tratran'ny confinement, confinement
Nanjary nagataka tapan'sechy, tratran'ny confinement, confinement
Mile bal' tavelam'posy tratran'ny confinement, confinement
Tsaow! Hen hen. Confinement ty magnakana
Nefa badman ts' haiko vantagna
Tsaik' hisoma hira fw atsika babalah
Nefa raha mantôtry ny Corona.
Kay ts'sy choix, atsika anw koti-kota, koti-kota
Koti-kota, koti-kota, koti-kota ayy
Koti-kota ah koti-kota ah koti-kota koti-kota koti-kota ooh
Koti-kota mizaha côta
Koti-kota mizaha mointa
Koti-kota du thé cola
Koti-kota good look 'ndraik tsopa
Koti-kota mizaha cota
Koti-kota mizaha mointa
Koti-kota du thé cola
Koti-kota good look 'ndraik tsopa
Eh ya deba. Azafad am'naw!
Hah zalah
Eh woey! Nagnino anw tsy hita confinement, confinement, confinement
Zaho lagny fanahy anw tsy hitako tratran'ny confinement, confinement
Nanjary nagataka tapan'sechy tratran'ny confinement, confinement
Mile bal' tavelam'posy tratran'ny confinement, confinement
Tsiah!
Eka tedy! Hevitr'ty ts man'me bon katotsy
Kow famatra, an'tonia Kévin fw tojy
Nay hanay agnano show
Ty hina katotsyy
Nefa navita'gny 'lay'z ts bon katotsy(ts bon katotsy, ts bon katotsy)
Tsy nahazo ta'w ah iz ndr'en tam'lion
Nefa lion chaud, n'any tsosow plan
M'tsosow plan and dam' bôkw gawan
Mamay 'ndraik nam' lain vola tseky woan'na
Tsisy solution fw angatak' amy dilan'
Heehhn Saitaman
Rrrrr real badman
Nb production
Anglebang!
Поcмотреть все песни артиста
Sanatçının diğer albümleri