Kishore Kumar Hits

Mahaleo - Bozy şarkı sözleri

Sanatçı: Mahaleo

albüm: Mahaleo en concert


Rahoviana
Ianao ry tiana
No hiverina indray
Hafaliana
Miaro hakiviana
No iandrasako
Izay andro izay
Ry Bozy o, aiza ianao
Fa ny foko efa anao
Miandry aman-taona ilay andro
Ny andro sy fotoana hahitako masoandro
Asa lahy
Raha izaho no sahy
Hamitaka anao
Ataoko fa tsy hisy
Tsy hisy izany indrisy
Satria, satria
Mamiko ianao
Ry Bozy o, hafaingana
Fa ianao no fiadiana ilaina
Hamerina indray eto an-tavako
Ny tsikiny fahiny re Rahavako
Ry Bozy o, ianao irery
Ry Bozy o, notoky sy hery

Поcмотреть все песни артиста

Sanatçının diğer albümleri

Benzer Sanatçılar