Mozambika e Mitabataba lalandava e Mozambika e Mitabataba lalandava e Tanana andrefana ao izy e Tanana andrefana ao izy e Manakoako i Mozambika e Tanàna andrefana ao izy e Tanàna andrefana ao izy e Ny basy no mihirahira e Mozambika e Ny adiny tsy mbola vita e Mozambika e Ny adiny tsy mbola vita e Tanàna andrefana ao izy e Tanàna andrefana ao izy e Jereo i Mozambika Tanàna andrefana ao izy e Tanàna andrefana ao izy e Masiaka i Mozambika e Mozambika e Miady hoan'ny tanindrazana e Mozambika e Miady hoan'ny tanindrazana e Tanàna andrefana ao izy e Tanàna andrefana ao izy e Tsy mahita andro miratra e Tanàna andrefana ao izy e Tanàna andrefana ao izy e Mbola hamirapiratra e Gasikara Gasikara ndeha ho aiza e Gasikara Gasikara ndeha ho aiza e Tanàna misy antsika izy e Tanàna misy antsika izy e Nolokoina menamena Tanàna menamena izy e Tanàna menamena izy e Feno trano mangamanga