Kishore Kumar Hits

Mahaleo - Hiram-Pirenena Malagasy şarkı sözleri

Sanatçı: Mahaleo

albüm: Mahaleo (Bande originale du film de Paes & Rajaonarivelo)


Ry tanindrazanay malala ô
Ry Madagasikara soa
Ny fitiavanay anao tsy miala
Fa ho anao, ho anao doria tokoa
Tahionao ry Zanahary
Ity nosindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He, sambatra tokoa izahay
Ry tanindrazanay malala ô
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo, fanahy anananay
Fa sarobidy sy masina tokoa
Tahionao ry Zanahary
Ity nosindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He, sambatra tokoa izahay

Поcмотреть все песни артиста

Sanatçının diğer albümleri

Benzer Sanatçılar