Raha vao maraina Dia lasa ny fisainana Mifantoka ato an-tsaina Ny tena adim-piainana. Tapin-dalan-kaleha Ity izaho efa trotraka Ianao ihany re No tena nisompatra. ♪ Izany ve moa No mba hany vitanao Ny zanatsika roa Dia nilaozanao amin'izao Any izao ianao Lasan'iny olon'iny Moa va adinonao Ireto zanatsika dimy ♪ Adin-tsaina Vao maraina No ato an-dohako ato Satria lasa ny vadiko ♪ La la la la la la... La la la la la la... Any izao ianao Lasan'iny olona iny Moa va hadinonao Ireto zanatsika dimy?