Laso roa lendrema Laso roa lendrema Zanaka lahy an-drarederve Nandeha niala any Ankazomalaza Iao iao iao ia ia ia iao Lendrema maditra Lendrema maditra Mamalivaly an'ny ray aman-dreny Manao kamokamo mitsaoka raharaha Iao iao iao ia ia ia iao Naka fiara-kodia Lendrema maditra Lasa nitsaoka any Antananarivo Lasa nitsaoka any Antananarivo Iao iao iao ia ia ia iao Tsy hita intsony lendrema Tsy hita intsony lendrema Mitomany an'I dada sy neny Mitomany an'I zoky sy zandry Iao iao iao ia ia ia iao Any Anjanamasina Any Anjanamasina No hahitana ireo adala No hahitana ny zaza maditra Iao iao iao ia ia ia iao Nandeha nody any ankazomalaza Lendrema fa tsy zakany fa lasa adala Tany andrefan'i Antanarivo Nandeha nody any ankazomalaza Fa voavelively fa zaza maditra Tany andrefan'i Antanarivo Tonga soa lendrema Tonga soa leiry e Faly izy leisy ka Faly izy leisy razandry a Ory vola ory harena lendrema Fa tsy nahita asa ka nivenjivenjy Tany ambanivohitry ny ray amandreninyTonga soa lendrema Tonga soa leiry e Very izy leisy ka very izy leisy razandry aAlan'ny olona any ankazomalaza Lendrema ka tandritandremana sao dia maditra Ka voateniteny ireo fokon'olonaNony maty lendrema Dia lamba mena no gony Sy tavoangy natao tamin'ny kaiska ny azy Nony maty lendrema Nony maty lendrema Tsy nisy nandevina Tsy nisy nandevina izany Ity tantara ity dia tantara Drema Tantara Drema ilay maty ny ditra Rehefa maty Drema Dia mbola velona ny zanany Zanak'I Drema dia zanaka jomaka Zanaka jomaka hony ao a Zanaka jomaka hony ao a Jomaka jomaka jomaka jomaka Mirenireny foana eny an'tananaBofinay tany i teka Bofinay tany i teka Niteka niteka niteka Renireny lava eny amin'ny lalanaDadanay efa tsy eo intsony Dadanay efa tsy eo intsony Tsy eo intsonyFa efa matimaty faona Amin'ny rotakaZanak'I drema zanak'I drema Zaza kamboty navelan'I drema Teraka latsaka teny an-tsena Zanak'I drema zanak'I drema Zanaka andevo tsy maha te ho tia Zaza maditra tsy vita sonia Izy izy izy no zanam-bahoakaNa zanaka jomaka aza izy e Nahoana no ihomezana fotsiny Na hatahoranaZanak'I drema zanak'I drema Tsy misy vola hifidianana vary Mangaro paosy dia mamaky trano Jomaka jomaka jomaka Zanak'I drema zanak'I drema Tsy misy dada tsy misy neny Ny arabe no ray aman'dreny Izy izy izy no zanam-bahoakaNa zanaka jomaka aza izy e Nahoana no ihomezana fotsiny Na hatahoranaZanak'i drema zanak'i drema Zanaka jomaka zanaka alika Zanaka jomaka zanaka alika Zanak'i drema zanak'i drema Mizara vary amin'ny zanak'alika Mizara vary amin'ny zanak'alika Izy izy izy no zanam-bahoakaTsy hita intsony lendrema Tsy hita intsony lendrema Mitomany an'I dada sy neny Mitomany an'I zoky sy zandry Iao iao iao ia ia ia iao