Io ilay sambo de gera nitondra Dada niady tany an-dafy a Io ilay sambo de gera nitondra Dada niady tany an-dafy a Nisy vazaha mena sofina be iray nitondra ny sambo Nisy vazaha mena sofina be iray nitondra ny sambo Io ilay kiraro de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a Io ilay kiraro de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a Tokana tokana tokana sisa tavela Io ilay kiraro de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a Io ilay kiraro de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a Tokana tokana tokana sisa tavela Io ilay akanjo de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a Io ilay akanjo de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a Feno feno feno diana bala Io ilay akanjo de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a Io ilay akanjo de gera nohentin'i Dada niady tany an-dafy a Feno feno feno diana bala Maty izy Baba ka maty izy Neny e Maty izy Baba ka maty izy Neny e